Misaotra Anao
- Tanora Masina Itaosy
Key: A A ·
Orig: A ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/884580
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Intro
A A E A D
A Bm D Bm E
Verse 1
Vocal Solo
A C#m
Raha vao mijery ny masoko
D E
Ny hakanton'ireo zava-boaary
A
Toa mitony
A/C#
Ny foko
D E
Indraindray ireo ataoko sary
F#m
Fantatro
C#m D A E
Fa mihoatra ireo ny Fitiavanao ahy
F#m
Tsapako
C#m
Satria mihoatra izay
D E A
Nangatahako taminao no nomenao
Chorus 1
Vocal Solo
A E
Misaotra Anao aho
F#m E
Tompo ô, Misaotra Anao
A E/G# F#m E D
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao
C#m Bm A E/G#
Ny tiako hiafarako
F#m E D
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
C#m Bm
Matoky aho f'Ianao miahy
E A E/G# F#m E D
Handray ny tanako
Verse 2
(3&4: Same as solo)
A C#m
Raha vao mijery ny masoko (1&2: Masoko)
D E
Ny hakanton'ireo zava-boaary (1&2: aaaaaaah- aaaah)
A
Toa mitony (1&2: Mitony)
A/C#
Ny foko (1&2: Ny foko)
D E
Indraindray ireo ataoko sary
(Same for all)
F#m
Fantatro
C#m D A E
Fa mihoatra ireo ny Fitiavanao ahy
F#m
Tsapako
C#m
Satria mihoatra izay
D E A D E
Nangatahako taminao no nomenao
Chorus 2
A E
Misaotra Anao aho (Misaotr'Anao)
F#m E
Tompo ô, Misaotra Anao
A E/G# F#m E D
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao(Ts'isy mihoatr'Anao)
C#m Bm A E/G#
Ny tiako hiafarako
F#m E D
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
C#m Bm
Matoky aho f'Ianao miahy
E A E/G# F#m E
Handray ny tanako
Chorus 3
A E
Misaotra Anao aho (Tompo ô,Tompo ô)
F#m E
Tompo ô, Misaotra Anao (Misaotr'Anao)
A E/G# F#m E D
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao(Ts'isy mihoatr'Anao)
C#m Bm A E/G#
Ny tiako hiafarako
F#m E D
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
C#m Bm
Matoky aho f'Ianao miahy
E A E/G# F#m E
Handray ny tanako
C#m Bm
Matoky aho f'Ianao miahy
E A E/G# F#m E
Handray ny tanako
C#m Bm
Matoky aho f'Ianao miahy
Outro
Vocal Solo
E A D A
Handray ny tanako











