Finoana Marisika
- Rija Rasolondraibe
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/743585
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Verse 1
G D
Ity aho tolory tanana,toroy lalana aho
Em
Izay alehanao no tiako aleha
C
Fa raha mandeha Ianao izao koa mba handeha
G
Hento lavitry ny fahazarana aho
D
Vohay varavara aho,
Em
Raha tsy Ianao no mamoha, manahirana
C
Ilay tsisy mahakatona no tiako hidirana
Bridge
Am D
Fa raha nahita fitia aminao ombay ny elatrao
Am D
Fa raha nahita fitia aminao mba te ahita koa any voninahitrao
Am C G D
Hafeno an-tsefaky ny harambato e Amin'ilay toerana akaiky Anao
Am C D
Ho feno, hahita tsy miato ny voninahitrao
Chorus
D C G
Mba tahio e, hahay hitondra ny fanahinao
D C G
Kasio hahalala, ampiao aho tsy hiala amin'ny fanatrehanao
D C G
Omeo fahendrena tsy hisisika e, tsy anao anganoagano
D C G
Omeo finoana marisika e, andeha ambony rano
Verse 2
G
Mitady anao na andro na alina aho
D
Handroso eny amin'ny lalin-dalina aho
Em C
Handroso tsy hiato, arotsako ny arato f'efa reko ny teninao
G
Fa raha tena Ianao Jesosy mba avelao
D
Avelao aho hanantona ho eny aminao
Em C
Tsy hisy hahasakana ahy tsy hivoaka ny lakana aho raha miteny Ianao