Isekely
- Mahaleo
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/3344267
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Verse 1
Dm
Isekely ihany
Gm
no mba mamiko
C
Faniriko
F
hatry ny elabe
Dm
Masoandroko
Bb
fifaliako
Gm
Ka tsy mety
C
hoadinoko
Verse 2
Dm
Isekely ihany
Gm
no fitaratra
C
Itarafana
F
ny fiainana
Dm
Na ny masonao,
Bb
na ny tsikinao
Gm
Manome
C
fanantenana
Chorus
F
Mba
C
omeo
F
sary Ataoko ambany
C
ondana
Dm
Hiantsoana ny
Bb
nofy Nofinofin-tsika
Gm
roa
Verse 3
Dm
Misy zavatra tsy
Gm
laitrako
C
Manahirana ny
F
saiko
Dm
Tsy mampatory
Bb
andro aman'alina
Gm
Fa mampifoha
C
maraina
Verse 4
Dm
Tsy maintsy
Gm
hianatra
C
maraina Mbola
F
hiverina
Dm
ny hariva Dia
Bb
hitsena, sy hanatitra
Gm
Sao misy
C
manadala
Chorus
F
Mampivezivezy
C
Ianao sy ny
F
fianarana
C
Nefa ny
Dm
fiainana
Bb
Tsy vitan'ny
Gm
fitiavana
Verse 5
Dm
Isekely nefa tsy
Gm
foiko
C
Na dia mampijaly
F
foana
Dm
Ianao no kintana,
Bb
Ianao no volana
Gm
Fanilon'ny
C
foko
Verse 6
Dm
Isekely no mba
Gm
secret -ko
C
Tsy lazaiko an'iza
F
n'iza
Dm
Hanamboarako
Bb
hamoronako (hanoratako)
Gm
Hirahira
C
vaovao
Chorus/Outro
F
Toa
C
voninkazo
F
Mbola ho ela
C
vao halazo
Dm
Ilay fitiavako
Bb
Ny fitiavako
Gm
anao











