Tsy Misy Toa Anao - Ver 2
- Mage 4
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/4120822
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Verse 1
G C/G G
Ny ora iray tsy maha eto anao
Am Cm/A G F C
mahatonga ahy hihi-----ra
G C/G G
fa iza moa no ho toa anao
Am Cm/A G
raha mbola olon-tiana
D/F# G
Ny tantaram-piainako samy irery
D/F# G
sy ny vavam-bahoaka tsy miery
Em D G
Fa dia ianao ry tiana
Am C D
tena tsapako ny fonao
Refrain
G C/G G C/G
Fa tsisy toa anao! tsy misy toa anao
G Em D
tsy misy toa anao! fa ianao, ianao irery
G C/G G C/G
fa tsisy toa anao! raha mbola fitia e
G C D
fa zovy n'iza n'iza tsy mahavita e
C D G
tsy mahavita toa ny ataonao
Verse 2
G C/G G
Ny foko rehefa nahazo anao
Am Cm/A G F C
tsy mila olon-kafa
G C/G G
Ny rehetra rehetra izay nataonao
Am Cm/A G
am-poko tsy voafafa
D/F# G
Fa mba zovy no mahavita toa ireny
D/F# G
tsy holazaiko fa aoka ho ahy samirery
Em D G
iza moa no antenaiko
Am C D
amin'izay rehetra mitia
Refrain
G C/G G C/G
Fa tsisy toa anao! tsy misy toa anao
G Em D
tsy misy toa anao! fa ianao, ianao irery
G C/G G C/G
fa tsisy toa anao! raha mbola fitia e
G C D
fa zovy n'iza n'iza tsy mahavita e
C D G
tsy mahavita toa ny ataonao
After solo Refrain again
G C/G G C/G
Fa tsisy toa anao! tsy misy toa anao
G Em D
tsy misy toa anao! fa ianao, ianao irery
G C/G G C/G
fa tsisy toa anao! raha mbola fitia e
G C D
fa zovy n'iza n'iza tsy mahavita e
C D G
tsy mahavita toa ny ataonao











