Tiako Ianao
- Fy Rasolofoniaina
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/177019
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Intro
C G/B Am G F G 4x
Verse
C G/B Am
Kalo, nofy, tsiky
G F G
Ho entinao ho ahy, anatiko any
C G/B Am G F
Rava ireo manda manodidina ahy
G
Ahoana no anaovanao izany e!
C G/B Am G F
Toa misy afo mamaivay ny masonao
G
Manainga ahy ho sahisahy
C G/B Am G F
Mampatsiahy ahy hoe hay olon'afaka aho
G
Ekenao ny maha izaho ahy
Chorus
C G/B Am
A a a! ah! ah! hay!
G F
Sambatra aho
G
Manana anao
C G/B Am
A a a! ah! ah! a!
G F
Asandratro avo
G C G/B Am
Ny feoko hanambara hoe: Tiako ianao!!!
G F
Tiako ianao
G C
Ny feoko hanambara hoe Tiako ianao
Interlude
C G/B Am G F G 4x
Verse
C G/B Am G
Tiako ny mihaino ny feonao
F G
Mitondra ahy
C G/B Am G
Lavitr’izao tontolo izao
F G
Tontolo izay namboarinao ho ahy
C G/B Am G
Ary misy afo mamaivay manafana
F G
Izay narehitrao ho antsika
C G/B Am G
Ary ny manodidina azy no hizarana
F G
Izay rehetra any anatintsika
Chorus
C G/B Am
A a a! ah! ah! hay!
G F
Sambatra aho
G
Manana anao
C G/B Am
A a a! ah! ah! a!
G F
Asandratro avo
G C G/B Am
Ny feoko hanambara hoe: Tiako ianao!!!
G F
Tiako ianao
G C G/B Am
Ny feoko hanambara hoe Tiako ianao
G F
Tiako ianao
Bridge
C G/B
Ny feoko hanambara hoe Tiako ianao
Am G
Na ny rano lalina aza
F G
Tsy hahaleo ny fitiavana
Verse
C G/B Am G
Izay mamatotra ahy aminao
F G
Tsy misy azo atao
Chorus
C G/B Am G F G
Ah ah ah ah!!
C G/B Am
Ah ah ah ah!!
G
Sambatra aho
F G
Manana anao
C G/B Am
A a a! ah! ah! a!
G
Asandratro avo
F G C G/B Am
Ny feoko hanambara hoe: Tiako ianao!!!
G
Tiako ianao
F G C G/B Am
Izao rehetra izao hahalala hoe: Tiako ianao!!!
G
Tiako ianao
F G
Izao rehetra izao hahalala hoe tiako ianao
Outro
C G/B Am G F G
Oh oh oh oh oh ooh!











