Mitonia
- Fy Rasolofoniaina
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/552936
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Intro
D G D G
Verse 1
D G
Mitonia zanako,
D G
Fa eto Aho
Bm A
Reko avokoa ireo vavakao
D G
Mihatra amin'ny aiko ny alahelonao
Bm
Mitrakà ianao
A G
Aza manahy fa eto Aho
Verse 2
D G
Matokia Ahy zanako
D G
F' Izaho tsy afohy anao
Bm A
Etsy hofafako ny ranomasonao
D G
Tsapako izay tsapanao
Bm
Tiako loatra ianao
A G
Indrindra aza adino fa eto Aho
Bm A
Ny zava-drehetra tsy voatery
G
Hahafaly anao
Bm A G
Fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao
Chorus
D A
Aza manahy fa eto Aho
Bm G
Tsy avelako handeha irery ianao
D A
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
G
Fa aza manahy
Em
Aza manahy
A D
Fa Izaho hitantana anao
Solo
D G D G
Verse 3
D G
Mitonia zanako
D G
Fa eto Aho
Bm A
Ampianariko zava-baovao ianao
D G
Ny hampatanjaka anao no anton'izao
Bm
Haiko fa marary
A G
Nefa hanampy anao hanakaiky Ahy
Bm A
Ny zava-drehetra tsy voatery
G
Hahafaly anao
Em A G
Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao
Chorus
D A
Aza manahy fa eto Aho
Bm G
Tsy avelako handeha irery ianao
D A
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
G
Fa aza manahy
Em
Aza manahy
A D
Fa Izaho hitantana anao
Bm A
Ny zava-drehetra tsy voatery
G
Hahafaly anao
Bm A G
Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao
Chorus
D A
Aza manahy fa eto aho
Bm G
Tsy avelako handeha irery ianao
D A
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
G
Fa aza manahy
Bridge
D A
Làlan-tsara no hitondrako anao
Bm
Hampandresy anao Aho
G
Ao aoriana ao
D A
Ho tafiako ny Voninahitro ianao
G
Raha matoky Ahy
Chorus
Em
Aza manahy
A Bm
Fa Izaho hitantana anao
Em
Aza manahy
A D G D G
Fa izaho hitantana anao
D











