Zavavy
- Iraimbilanja
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/678228
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Intro
G' D', C' C4 (4x)
Em D C (3x)
Em D
Verse 1
G Cadd9 G/B D
Avelao aho mba hanatitra an-dry
G Cadd9 G/B D
Mangingi___na anie ny lalana ety
G Cadd9 G/B D
Ny elakelantrano lavitry ny arabe
G Cadd9 G/B D
'Zao ora izao anie ka vitsy mpandeha
Bridge 1
Am
Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be
G
Ny mihaino anao
Am
Ny lalanao zory aza manorisory
C D
Hoy ianao tsy nihomehy
Chorus
Em D C
Zavavy ndeha mba hiaraka
D Cadd9 G
Lalana hiraisana tsy aleo miaraka
Em D C
Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra
D Cadd9 G
Ka moramora ihany sao sasatra
Am Bm C D
Andraso re, andraso re, andraso re eee
Solo
Am D (3x)
G C Em D (4x)
G Cadd9 G/B D (2x)
Verse 2
G Cadd9 G/B D
Ny lalana hizoranao lalako ihany
G Cadd9 G/B D
Lazaiko an-dry tena marina izany
G Cadd9 G/B D
Ny lala-mangina ny irery ianao
G Cadd9 G/B D
Zavavy ry ento aho ho namanao
Bridge 2
Am
Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy
G
Nijery ahy
Am
Nalamiko tsara hitohy ny tantara
C D
Ka nataoko hira hoe
Chorus
Em D C
Zavavy ndeha mba hiaraka
D Cadd9 G
Lalana hiraisana tsy aleo miaraka
Em D C
Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra
D Cadd9 G
Ka moramora ihany sao sasatra
Am Bm C D
Andraso re, andraso re, andraso re eee











