Farakely
- Dama
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/992104
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Intro
N.C
G G' C/G (2x)
Verse 1
G Am Em G
Tonga aho dia nanoroka
C D G
Ny takolakao
C Bm Am C
Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy
Em D7 G
Angamba kosa efa lao
Verse 2
G Am Em G
Mba hitanao tokoa va re
C D G G7 G6 G
Ireto masoko mitoloko o o o
C Bm Am C
Mitady fitiavana be dia be
Em D7 G
Mba hampitony ny foko
corus 1
Am Bm C G
Nangarika fotsiny ianao
Am Bm D
Ka nanao jado-tongotra
Am7 C G Em
Malama anie ny lalana ho diavinao
Am D7 G G7 G6 G
Ka sao ianao ho potraka o! o! o!
Am7 C G Em
Malama anie ny lalana ho diavinao
Am D7 G
Ka sao ianao ho potraka
Verse 3
G Am Em G
Dia handao ahy tokoa va ianao
C D G
Ry Farakely o
G7 G6 G
o o o
C Bm Am C
Fo maratra anie no sisa navelanao
Em D7 G
o o o o o o
corus 2
Am Bm C G
Nefa ianao sao mihevitra
Am Bm D
Fa izaho hanaraka anao
Am7 C G Em
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Am D7 G G7 G6 G
Zory ny lalanao o ! o! o!
Am7 C G Em
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Am D7 G
Zory ny lalanao
Solo
G Am Em G
C' D G G' G6 G
C Bm Am C'
Em D7 G
corus 2
Am Bm C G
Nefa ianao sao mihevitra
Am Bm D
Fa izaho hanaraka anao
Am7 C G Em
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Am D7 G G7 G6 G
Zory ny lalanao o ! o! o!
Am7 C G Em
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Am D7 G
Zory ny lalanao
Outro
N.C
G G7 C/G (2x)











