Tsara Tso-Drano
- Dadah rabel
Key: auto auto ·
Orig: auto ·
Capo:
·
Time: 4/4 ·
check_box_outline_blankSimplify
chord-pro
www.khmerchords.com/chords/219782
There was a formatting error in your song. Please check for missing brackets or invalid structure.
Intro
D Em7 A D (3x)
D Em7 A G D
Verse 1
G Bbdim Bm A
Zahay mivady toa sondrian-tory
G Bbdim Bm
Mihevitra anao ho ankizy foana
G Bbdim Bm A
Nony nihiratra taitra tsitahita akory
G Bbdim Bm
Hay moa ianao tonga taona
Pre-Chorus 1
D Em7 A D
Hay moa tokoa ianao hary elatra
D Em7 A D
Te hanana zo, te handeha, te hivelatra
D Em7 A D
Vita ny adidin’i Dada sy Neny
D Em7 A D
Efa voninkazo ’lay voa novoleny
Chorus
Em A
Handeha, tsara tso-drano
Em A
Tsy ho azon-tsampona, tsy hidiran’angano
Em A
Handeha, soava-tsarà
Bm A G A Bm A Bm C#m D
’Zay vao tena lehilahy
Pre-Chorus 2
G Bbdim Bm A
Be ny tafahoatra, be koa ny tsy ampy
G Bbdim Bm
Na ny anatra na tambitamby
G Bbdim Bm A
Be ny sakantsakana, be ny fandraràna
G Bbdim Bm
Toa_hoe tara toetr’andro izahay mazàna
Tetezana
D Em7 A D
Nefa izay moa no mba heverinay ho tsara
D Em7 A D
Satria ny tianay ho tsara dimby sy fara
D Em7 A D
Aza tsiny mety_tsy_ho tsara daholo
D Em7 A D
Ny mba faniriana nahay nitaiza sy nikolo
Chorus
Em A
Handeha, ny any aloha no banjino
Em A
Ny fahendrena no vatsy aza hadino
Em A
Handeha, mahità ny mamy
Bm A G A Bmadd4 A Bm C#m D
Mba ho lavitra tomany
Solo
Em A (3x)
G A Bm A Bm C#m D
Pre-Chorus 3
D Em7 A D
Lasa nandeha ka hisidina irery
D Em7 A D
Efa lehibe tsisy handidy, tsisy hanery
D Em7 A D
Handimby ireo zoky, hiantsorok’adidy
D Em7 A D
Ny mba faniriana tsy ho ratsy safidy
Chorus
Em A
Handeha, mahaleova
Em A
F'ianao no dimby, ianao no handova
Em A
Handeha, ny anarantsika
Bm A G A Bm
Aza avela ho_entin-driaka
A Bm C#m D











